Alerte Infos

29 MARS 1947 - 29 mars 2016

Mardi 29 Mars 2016

www.madaplus.info
www.madaplus.info
Isika ireto no taranaka nandova fahafahana
Ireo zanatsika irina mba hiaina am-palalahana...

29/3/1947 ... ao Ambohitsihohadinoina

Mbola feno misitery
Sy tsiambaramaro miery
Am'ity tantara ity
Any Ambohitsihohaidoria

Nefa tsy midika izany
Fa ho avalona any ho any
Toy ny taola-nahalovana
Ny Antantarahotsarovana

Ny rakitry ny ela mantsy
Mbola vy miantsy fantsy
Miandry ny ao Andraimpamaky

Ny avelon'ny mpitolona
Enga hitsidika ny olona
Hahatsiahy, ho sahy, hitaky...

Hanitr'Ony
Vola Rasoamanana

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar