Alerte Infos

7e édition de la Nuit Blanche malagasy

Jeudi 13 Mars 2014

Ils seront 6 à mettre le feu sur la scène de la Nuit Blanche 2014... le 3 mai prochain

K., Dlain, Mister Fa
K., Dlain, Mister Fa
Un concept inédit se prépare...ils vont donner le meilleur d'eux-mêmes pour vous faire danser toute la nuit car INEDIT c'est vous qui désignerez parmi les artistes-interprètes professionnels le "must showman ou showoman" de la soirée. Un battle "façon malgasy" en perspective! du jamais vu!

Voara, NaTan, Niry
Voara, NaTan, Niry

Alors ne ratez sous aucun prétexte notre RDV annuel.
Les tubes des années 80/90/2000//2010 malagasy et internationaux seront revisités pour vous...on vous promet de la grande ambiance comme à chaque édition.

La Nuit Blanche 2014 vous surprendra!

Réservez dès maintenant pour une meilleure table.

Samedi 3 mai 2014

Salle Le Millénaire de Savigny Le Temple
Prévente: 22e
Sur place: 25e



7e édition de la Nuit Blanche malagasy
N.R.


1.Posté par gasy le 14/03/2014 17:19
Il manque Nanie, et c'est au complet,
decidement , "nuit blanche" n'est plus ce qu'elle etait.
Je suis desolé mais les fetards gasy meritent des "vrais artistes" pour 25euro mais pas des artiste à restaurant karaoké (sans vouloir manquer de respect a ces artistes), que tous les samedis on voit soit à mon tana , insomnia,,,,,
un "ex fidele de la nuit blanche de madaplus"

2.Posté par MANDRESY le 15/03/2014 12:00
Nanie??? Fa lay Nanie aga artiste tena milay!!
Ok madaplus, lasa zao, un beau programme, toujours bonne organisation, zay tsy mi-rate nuit blanche e, VIVE 3 MAI.

3.Posté par gigi le 15/03/2014 12:33
Yes, on attend la nuit blanche chaque année, 3 mai dejà reservé, on y sera parmi vous mais on voulait encore plus de reseignements, à bientot.

4.Posté par angano le 15/03/2014 12:42 (depuis mobile)
Pourquoi tjrs a crtiquer?les malgaches ne changeront jamais!une fête n''est pas une obligation les organisateurs proposent et nous fetards disposent!on aime on y vas!!on aime pas on y vas pas!!point!!

5.Posté par gasy2 le 16/03/2014 12:10
angano
mais gasy a le droit de donner son avis. Moi aussi je partage ce qu'il disait.Les vrais artistes gasy y en a plein. Peut être la façon dont on aborde pour les solliciter qu'il faut les améliorer. Pour mille euros la soirée par exemple y en a plein qui accepte.

6.Posté par gasy le 16/03/2014 19:21
Bah justement, j'ai vraiment apprecié le concept "nuit blanche" par son ambiance et par le sérieux des organisateurs , mais la c'est vraiment se moquer des fetards , ces"artistes cités animent souvent "les fetes malgaches "kitoatoa genre insomnia, mon tana et j'en passe, j'y vais jamais d'ailleurs mais tellement on les voit partout surtout sur les"rares media diaspora" gasy . C'est une vraie déception que ce sont eux qui vont animer "un rendez vous sympa annuel" des fetards gasy , c'est sur que j'y vais pas pour une fois mais bon c'est juste mon avis pas "des critiques" , chacun est libre de faire ce qu'il veut , de toute façon en France , rare sont les choses bien qui durent .

7.Posté par gasy2 le 16/03/2014 21:48
Gasy
Il faut pas perdre espoir. ?

8.Posté par lova le 25/03/2014 12:39
Insomnia, Montana ka ireo aza ny salle misy eto ka hatao ahoana? tsy ny salle no ratsy na ny artistes no ratsy fa ny programme sy ny organisateurs no tsy maha tafavoka azy ho tsara ry Gasy a. Nuit Blanche nafinaritra be foana hatramizay kosa ary ireo organisateurs manao zay mety ka de makasitraka azy ireo ary ho avy hanotrona.

9.Posté par revy le 25/03/2014 12:42
Battle façon The Voice zany ty ry Madaplus an? tsara e, afaka kely zay maka anareo foana ka de ho avy ka!!

10.Posté par revy le 25/03/2014 12:44
zay avy aty Nice an fa tsy mbola ni rater i Nuit Blanche de mbola miakanjo fotsy tokoa ve ce n'est pas marqué la tenue blanche

11.Posté par gasy le 25/03/2014 21:03
oui c sur fa za koa tsy ni rater mihintsy depuis satria serieux ny organisateur e, fa la c'est pas bon quoi, j'ai vu une fois ireo "artiste karaoké" reo fa nooooooooooon kosa epas amin'ny evenement mahafinaritra "nuit blanche " e, bref avis ko manokana zany a, de toute façon zay le zavatra gasy eto france e amin'ny voalhany tsara foana fa aprés nul foana e, jereo nge ny zavatra ataondry kanto production amin izao e, nefa zareo taloha anisan ny henjana sy serieux e , bref zay le zavatra gasy e, " pays de l"echantillon"

12.Posté par nini le 29/03/2014 10:05
fa maninona raha mba mahay mankasitraka tsika , aiza moa no handroso ny Malagasy ,tsy mitsahatra ny mitsikera sy mifanambany efa mba 2014 ry reto a!!

13.Posté par tenaGasy le 30/03/2014 15:04
Bref , aza mihatsaravelatsihy, amiko manokana dia mazava fa manana olana manokana @ artistes mon tana sy Insomnia ianao, ity resaka ity dia efa hitako tany @ site hafa ary resaka tena mitovy,mazava be fa reglement de compte ny anao,ka miangavy anao hitsotra ny marina eto.Iza no tsy tinao sy tsy zakan'ny vavoninao?? teneno, satrtia rehefa dinihaka ny concept NUIT BLANCHE eto dia tsy misy hifandraisany na kely aza @ mon tana sy Insomnia ,tsy misy mon tana sy insomnia mintsy eo @ sary,tsy misy mpitendry na mpihiran'i mon tana eo @ sary na iray aza,, nefa maninona no i mon tana sy insomnia no resahana?? afaka hatao ny ady hevitra fa teneno ilay anaran'olona dia handroso ny hevitray izahay,mahagaga ny "gasy",faly ny hanenika olona fahatany fotsiny.Araka ny tenin' i " nini" ireo ihany no boite azo lazaina fa misy eto,ka na misy koa aza any ankafa dia vao maika kitoatoa araka ny teninao.Tsy haiko reo olona aaa, fa amiko manokana dia manana olana manokana @mpitendry sy mpihiran'i mon tana sy insomia ianao ry gasy, RESAKA NUIT BLANCHE no eto,tsy misy lohan'olna mon tana na insomnia eo na IRAY AZA, aiza ny tianao hahatongavana?? lazao fa tsy maninona éé, Ataovy ny reservation NUIT BLANCHE dia mangina, na mandehana handehano any @ mon tana na insomnia ilay olona tsy tinao fa henjehanao sy haratsianao dia tairo any ny anareo fa ETO NUIT BLANCHE, DSL fa misy gasy tena degoutant mintsy lol

14.Posté par gasy le 31/03/2014 18:24
Et comment, f'angaha rehefa milaza ny heviny dia hoe misy blem, mitsikera, izay le toetsaina faha ratsiraka zay, na tinao na tsy tianao de izany no zavamisy e, mpanao tandrevaka ny mpi organiser gasy e, amin'ny voalohany tsara fa avy eo zero, ary mamakia teny tsara koa rehefa mamaly fa aza be sendoatra e, mahaiza mandalina aloha voa be wawawa, jereo kely fa isak' sabotsy presque ireo tete d'affiche ireo dia manao amin'ireo boite lazaina ireo, toujours ireo nefa tsy tena hoe artiste ireo fa mpanao coeur na karaoké, ny fahitako ny nuit blanche dia zavatra misongadina sy miala amin'ny mahazatra fa amin'ity dia aleo lazaina ny marina hoe "non", tadidiko ilay nisy an ry jazzman raoerason, , nahafinaritra ery , nisy an ry fafa koa , nilay , bref efa clos le dinaka fa mbol misy be wawawa ihany , degoutant angaha ny betsaka any, za zao no sur à 80% fa ianao io no tena degoutant arabakiteny, ndana nge mijery fitaratra e lol

15.Posté par tenaGasy le 31/03/2014 18:58
Hoy i toi hoe: " il manque plus que Nanie et c'est au complet " < ny dikan'io ve hoe:" Nanie fait partier des FAUX ??? aleo tsorina hoe: isan'ireo artiste VENDRANA ve aminao i Nanie? - Manarak'izay dia efa io hazavain'i "nini " io ny resaka toerana karaoke .. et encore ... tiako ho fantatra ihany anefa ny tena tianao hahatongavana satria @ lafiny iray otran'ny tady hitovy hevitra isika nefa @lafiny iray otran'ny mifanipaka ka ialako tsiny, satria raha ito affiche ito tokoa aloha dia otran'ny hitovizantsika hevitra, saingy respecté-ko ny chois n'ny organisateurs.

16.Posté par gasy le 31/03/2014 19:49
Mais bien sur que je respecte ireo animateur sy animatrice ireo tsy mis antony tokony tsy i respecteko azy , i nanie ny antony nilazako azy dia on la voit partout, c'est pas de sa faute akory, fitadiavana io, fa juste hoe le affiche io amiko tsy milay c tout, tsy tokony ho affiche otran'izao ny "nuit blanche", satria za dia mpandeha nuit blanche, ny resaka choix an le artiste no tiako lazaina eto ny tena marina fa de toute façon madaplus ne derogera pas à la regle e, bien amin'ny voalohany fa aprés kitoatoa , jereo eo anie fa ho foana io evenement io d'ici dans 2ans au maximum e, et c'est dommage.
izaho mazava ho azy fa tsy mpandeha isomnia, montana sns sns e mba mandoha vola ihany du coup mila qualité au retour e, fa imagine hoe le olona mpandeha nuit blanche sy mpandeha le soirée sasany de toujours les memes animateurs no hita ao, fa bref akabeazan gasy tsy mivaky loha amin ny zany de toute façon, oui on respecte ny choix anorganisateur, de toute façon afaka hanao inona moa ny mpanjifa.... sauf tsy mande de c'est tout

17.Posté par gasy le 02/04/2014 21:06
oui azonao ny tiako lazaina, mazava amin'ny affiche e, tsy mila mandeha amin'ireo toerana ireo akory fa tonga de hita amin'ny affiche maro samihafa e, betsaka ny tena artiste eto, ry nono, lalatiana,,,,fa bon hajaina ny choix organisatrice( satria organisatrice zareo), ilay hoe havany na namany c'est possible, fa quand meme, ireo organisatrice ireo mba olona manana "classe sy qualité zavatra tsara ihany fa mahagaga ilay choix e, bref araka ny lazaiko tsy efa fomban ny gasy manao zavatra tsara amin ny voalohany dia mitotongana aprés e

18.Posté par tenaGasy le 02/04/2014 22:31
Ny fahitako azy indray dia tsy resaka classe sy qualité intsony fa resaka prix, Ireo olona eo @affiche ireo ilay mi cassé prix,izany hoe,ireo no mora indrindra, na mampidina Tarif,mety 150€ ny ray @reo raha lafo indrindra angamba dia aleon'zareo ireo foana no lancé-na alaina,Dmmg fa ny hira sy mozika no potika voalohany indrindra @zany ary efa potika efa ela noho io fomba fiasa sy fijery io.

19.Posté par Vola Rasoamanana le 06/04/2014 03:17
Miarahaba an-tsika eto ary misaotra anareo am commentaires zay apetrakareo.

Ny critique dia ilaina hanamboarana ary hatsaraina ny zavatra hatao, ary izahay eto am ty site ity dia faly rehefa misy hevitra hatoron'ireo mpamaky.

Ny zavatra hangatahana fotsiny dia mba ny fifanajana aminy fomba fiteny eto. Ka ilana tsiny aloha raha votery izahay manala zay commentaires napetrakao ka tsy mifanaraka am zay.

Ireo artiste malagasy eto Europe dia artiste manana ny maha izy azy daholo ary tena professionnel ary tsy brader akory izy ireo sanatria tompoko.

Ary raha ny Nuit Blanche mba efa ela nanaovana zavatra ihany ny tenanay ary miezaka hatrany ny hahatsara isan'taona zay hatao ary izany mo dia hisaorana manokana ireo mpanakanto sy ireo mpanotrona tonga maro foana.

Ny any tiana ambara dia izao ry zareo a, handaho mba hifampisitona hiakatra, hifanome tanana mba hisondrontra fa tsy hifampitsikera sy hifampisitona hidina foana e. Tsy mba mafinaritra ve raha misy ireo mahavita sy hampina mba hahavita zavatra sa tena tsy mba vita tsika zany?

Izahay eto dia manantena foana ny fiovanan-tsika malagasy ary hitanay fa rehefa miaraka, sy miezaka hanao zavatra miaraka ny malagasy dia mavita zavatra tsara foana.

Ary hataonay fa faly ihany isika rehefa misy malagasy mavita zavatra tsara.
Ka tsy aleo ve izay mahasoa ary no haroso tsika eto?
Admin

20.Posté par tenaGasy le 06/04/2014 13:51
Tiako be ilay navalin'ny "admin" ( aleo hifampitarika miakatra makany @ androsoana ) ,izay no nahatonga ahy somary sarotiny kely.Ny antony dia resaka NUIT BLANCHE no tokony resahana eto fa tsy hitady olokafa na toerana hafa ho fosaina sy aratsiana sanatria, fa tokyny ba izay hahatsara sy hevitra mety hahasoa ny rehetra @ NUIT BLANCHE ,donc d'accord tanteraka à admin ny tenako
Etsy andaniny kosa anefa dia tsy mitovy hevitra loatra @ admin aho artistiquement,mety azo lazaina hoe be tsikera angamba aho(tsy maninona izany raha hahasoa), fa inoako fa mahazaka tsikera koa "madsapluS" ( tsy tsikera be fahatany sanatria), fa amiko kosa ,dia oitran'ny misy mahamarina azy ihany ilay hoe, olona akaikikaiky anareo ihany angamba ireo alainareo foana ireo( ny sasany), fa raha niveau artistiquen'reo kosa dia ialako tsiny fa somary azeranao ambany be ny niveaun'ny tena artiste aty am-pita,raha miteny ianao hoe ," mba ireo no lancé-na aloha , hatao izay hampalaza azy

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar