Communiqués

ANDRIAMASINAVALONA - FRANTSA

Mercredi 9 Octobre 2013

FIANTSOANA - Tsarava Tompoko, Manasa anao sy ny ankohonanao hiaraka : - hitafatafa ny amin'ny hafatry ny masina raiamandreny ANDRIAMASINAVALONA

- hamaritra ny fomba hijoroan'ny taranaka eto FRANTSA

Fotoana:
- Ny andro : Alahady 20 Oktobra 2013
- Ny ora : 02 ora sy sasany ( 14 h 30 ) ka hatramin'ny 06 ora hariva( 18 h )
Toerana : 08 résidence de la corne aux moines 77310 saint fargeau Ponthierry..........


Trarantitra Tompoko !

Ny mpikarakara.

Tel : 06 59 57 62 37 na 06 14 62 29 53


N.R.

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar