Alerte Infos

ANTSO AVO FIFANAMPIANA / APPEL A SOLIDARITE

Dimanche 23 Novembre 2014

RAOLISON Marc - www.madaplus.info
RAOLISON Marc - www.madaplus.info
Ny zoma hariva 21 novembra teo no nodimandry teo Tours ny tanora mpianatra Malagasy iray, RAOELISON Andry Marc, vao 20 taona monja.


RAOLISON Andry Marc. www.madaplus.info
RAOLISON Andry Marc. www.madaplus.info
Manao antso avo ny fianakaviana ho antsika mpiray tanindrazana aty ivelany Madagascar mba hanao soroka miara-milanja, tongotra miara-mamindra manoloana izany, noho ny tsy fisian'ny hoentin-manana handefasana azy hiverina any an-tanindrazana.

Misaotra tompoko am zay rehetra hataonareo. Zava-dehibe ho anay ny fandraisanao anjara. Andriamanitra amaly fitia tompoko.

Marihina fa i RAOELISON Andry Marc dia Filoha lefitry ny Fikambanana Mpianatra Malagasy eo Tours.

Indro mipaingotra ny mombamomba ny hazonao hanampina ny fianakaviana.
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar