Infos Diaspora

Antsa Ankira FPMA Athis Fanantenana miaraka amin'i Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Ny Mino - asabotsy 4 jona

Mardi 7 Juin 2016

www.madaplus.info
www.madaplus.info
“Misy mahafoy, nefa mitombo fanana ihany” ohabolana 11:24a





www.madaplus.info
www.madaplus.info
Ny asabotsy 4 jona teo no notanterahan'ny Sampana Vehivavy Kristiana sy ny sampana Fifohazana tao amin'ny FPMA Athis Fanantenana ny hetsika Antsa Ankira zay niarahana tamin'i Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Ny Mino.

Manasa anao hijery ny sary vitsivitsy nalain'ireo namana.
N.R.

Infos Diaspora | Brèves Madagascar