Communiqués

Association des Membres de la Paroisse d’Amparibe à l’Extérieur

Mercredi 1 Mai 2013

Association des Membres de la Paroisse d’Amparibe à l’Extérieur
Comme tous les ans, les ressortissants de FJKM Amparibe sont conviés à un culte commun avec les paroissiens de l'Eglise Réformée de l'Oratoire du Louvre. Ce sera le 2 juin 2013 à 10h15.

Le culte sera suivi d'un déjeuner malgache au cours duquel le pasteur Marc de Bonnechose, directeur de l'Ordre de Saint Jean, fera un exposé sur les oeuvres de cette institution caritative protestante à Madagascar.

Ensuite, aura lieu l'assemblée générale de l'association AMPARIBE.

AMPARIBE
Association des Membres de la Paroisse d’Amparibe à l’Extérieur
Zanaka Am-Pielezan’Amparibe-Famonjena aty Ampita
Culte - Déjeuner - Conférence - Assemblée générale
Eglise Réformée de l’Oratoire du Louvre – Paris 1er
145, rue Saint-Honoré (Métro : Palais Royal)

Dimanche 2 juin 2013 à 10h15


Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan’ny Tompo.

Tahaka ny fanaontsika isan-taona dia hiaona sy hiara-hivavaka amin'ny Eglise Réformée de l’Oratoire du Louvre-Paris indray isika amin’ny Alahady 2 Jiona izao amin'ny folo ora sy fahefany (10h15).

Izany no hatao dia ho fanamafisana ny fiarahan’ny fiangonana roa tonta miasa ary koa ho fanamafisana ny firaisan-kina eo amin'ny Zanaka Am-Pielezana Amparibe sy ny mpiangona ao amin'ny Oratoire du Louvre.

Ao aorian’ny fotoam-pivavahana dia hisy fiaraha-misakafo malagasy ao amin'ny akanin’ny fiangonana 4 rue de l’Oratoire rihana faharoa.

Mandritrin’ny sakafo dia hisy valan-dresaka hataon’i Pasteur Marc de Bonnechose, talen’ny Ordre de Saint Jean, mikasika ny asan’ny Ordre de Saint Jean any Madagasikara.

Hiangaviana isika izay hanatrika ny sakafo mba hisoratra anarana ary hamaly an’ity email ity any amin'i Hery Rabefitia (tovohery.rabefitia@orange.fr) alohan’ny 25 mey.

Ao aorian’ny sakafo dia hanao ny fivoriam-be isan-taona ny Fikambanan’ny Zanaka Am-Pielezan’Amparibe-Famonjena aty Ampita
Dia manantena ny fahatongavantsika rehetra.

Jereo matetika ny site internet ny fiangonana (http://amparibe.famonjena.free.fr/Amparibe/index.php) hazahoana vaovao mikasika ny fiangonana, sy ny Zanaka Am-Pielezan’Amparibe-Famonjena aty Ampita. Ary izay mbola tsy nanao izany dia homeo an’i Hery Rabefitia (tovohery.rabefitia@orange.fr) ny adiresy email mba hafahana mifandray sy mifampita hafatra.

Ny Filoha : Jaona Ravaloson

Ny mpitam-bola : Francky Andrianasolo

Ny mpitan-tsoratra: Hery Rabefitia

Ny mpanolo-tsaina : Philippe Rajaona, Nanie Ravaloson, Kristelle Rajaofetra, Nary Andriamahatana, Rindra Rakotoarivony, Clara Ramanantsalama, Holy Raveloarisoa, Christiane Ralibera, Naivo Ramanambelo
N.R.

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar