Communiqués

Communiqué du RSM DC (malgaches de Washington - USA)

Mercredi 16 Mars 2011

Communiqué du RSM DC (malgaches de Washington - USA)
" Discover Madagascar "

TONGAVA RE ! HIARAKA ISIKA !


TONGAVA MARO HIARA-HIFALY SY HIRAVO NO SADY HANAO ASA SOA HANAMPIANA NY FANATONTOSANA NY RSM DC 2011


TOERANA : Wesley Theological Seminary, 4500 Massachusetts Ave, NW Washington DC 20016;

FOTOANA : Sabotsy 02 Aprily 2011

ORA : 12:00 atoandro – 07:00 alina

* hanandrana sy haka-fy ny tsiron-tsakafo Malagasy mora vidy,

* hijery sy hiahino ireo tarika sy mpana-talenta Malagasy,

* hampitaha ireo mpampiseho filatro sy haingo amam-bika Malagasy (fashion show),

* hifaninana amin’ireo lavanty, varotra fampisehoana, vokatra ary vakoka Malagasy : lamba, boky, hoso-doko, sary,… na koa varotra enta-madinika sy varo-draharaha,


FANDRAISANA ANJARA : $ 10 Lehibe – $ 6 Ankizy (12 taona no midina)


Mamporisika sy manantena antsika tsy ankanavaka ho avy hanamafy ny fihavanana sy ny firalahina. Dia manentana antsika hatrany, amin’ny fanomezana sy ny fandraisana anjara.

“Honera be ny lany”.

Misaotra tompoko

Ny Komity



"DISCOVER MADAGASCAR"

PLEASE COME AND JOIN US FOR THE NEXT RSM DC 2011 FUNDRAISING EVENT


WHERE: Wesley Theological Seminary, 4500 Massachusetts Ave, NW Washington DC 20016

WHEN: Saturday April 2, 2011

HOURS: 12:00 pm - 07:00 pm

Featuring:

• Taste of authentic Malagasy food (at reasonable price)

• Various local Malagasy bands, singers, and dancers

• Fashion Show (featuring Malagasy traditional silk, textile, satroka, etc.)

• Art and Crafts Sale


ADMISSION: $10 (adult) & $6 (12 and under)

We hope you can join us and we thank you for your continuing support toward the RSM DC 2011's success.


RSM DC Committee



Vola Rasoamanana

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar