Alerte Infos

FILAZANA MANJO

Jeudi 28 Novembre 2013

FILAZANA MANJO
Amin’ny finoana ny fitsanganan’ny tena amin’ny maty no ampandrenesanay anareo fa ny hava-malalanay :

ERIC CLAUDY RANARIJHON
Directeur Technique Concept Live

Dia niamboho ny 26 Novambra 2013

filazana_manjo.jpg Filazana_manjo.jpg  (256.28 Ko)


Hoy ny vadiny : MICHELE RANARIJHON
Ny zanany : Michael sy Eymeric RANARIJHON
Ny reniny : Lily RANARIJHON
Ny rafozany : Sabine BEAUGRAND


Ny Iray Tampo aminy :

- Charly sy Mamy ary Carole
- Johnny sy Nanouh ary Johary- Anja- Anaele- Angelina
- Ni sy Tiana ary Kevin
- Benja sy Noro ary Sue-Megane
- Willy sy Felana ary Rayan- Shayman- Wyllan

Ny Iray Tampo amin’ny vadiny : Girard sy Lolo ary Nomena sy Anais

Ny Havany : - Terak’Itpkl ANDRIANJAFINIMANANA
- Terak’Itpkl RAINIMANANTOANINA
- Terak’Itpkl RAMANANJO
- Terak’Itpkl RAJAOBELINA sy RANORO
- Terak’Itpkl ANDRIANAIVOMAHARO
- Terak’Itpkl RAINIZANAMANGA sy RASOARIMANANA
- Terak’Itpkl RAMAMONJISOA Norbert
- Terak’Itpkl FARGEAUD
- Terak’Itpkl RAINIJAONARY

Ny tapaka sy namana ary ny fianakaviana manontolo

- Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM WAGNER FRANTSA
- Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM AMBOHITRARAHABA
- Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM MANDROSOA AMBOHIDRAPETO
- Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM AMBONILOHA
- Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM ATSIMON’I MAHAMASINA
- Ny Groupe VOAMAINTILANY- REDONA
- ARY ireo mpanakanto namany
- Ny mpiara-miasa aminy ao amin’ny Concept Live
- Ny fokontany AMPANDRANA ATANINANDRO
-
Ny nofony dia entina miala ao amin’ny Espace Funéraire Ermitage 106 bd de Fontainebleau 91100 Corbeil Essonnes
ny Asabotsy 30 Novambra 2013 amin’ny 11 ora ary entina ao amin’ny Fiangonana FJKM Wagner 7bis rue du Pasteur Wagner 75011 Paris alohan’ny hanafenana azy ao amin’ny cimetière PARAY VIEILLE POSTE.

Hisy fanompoam-pivavahana ihany koa ao amin’ny FJKM Ambohitrarahaba ny Asabotsy 30 Novambra 2013 amin’ny 3 ora sy sasany.

« Eo an-tananao ry Raiko no apetrako izao,
Ny Fiainako rehetra mba jereo ny zanakao » FFPM 462
Vola Rasoamanana

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar