Alerte Infos

Faire-part de décès - Madagascar

Samedi 2 Avril 2016

Déroulement de la cérémonie à Madagascar.

faire_part_mama.pdf Faire part Mama.pdf  (430.94 Ko)


Sitrak’Andriamanitra ny niantsoany ny reny malalanay :

RAVAHIMANANA Hélène teraka RASOANARIVO
(Vady navelan’i Itpkl RAVAHIMANANA Venance)
Chevalier de l’Ordre National
hody any Aminy, ny Alatsinainy 28 Martsa 2016, tany Paris, rehefa nivahiny 85 taona tety an-tany.
Hoy :
- Ny zanany :
RANDRIAVAHIMANANA Jean Marie sy Annette
RAVAHIMANANA Jérémie, Consul Honoraire, sy Miora (Nantes)
RAVAHIMANANA Guillaume, Député de Madagascar, sy Fety
ANDRIAVAHIMANJAKA David sy Noro (Montargie)
GEORGES Christian sy Hanitra (Paris)
RASOLOSON Rivo Fanomezantsoa sy Goretti (Paris)
ANDRIAVAHIMASOANDRONARIVO Théo sy Voahangy (Paris)
ANDRIAVAHIARINALINA Philippe sy Sylviane (Paris)
RASOLOFOMASOANDRO Haingonirina sy Véronique (Nantes)
ANDRIAVAHIMANGA Nicolas sy Tina (Nantes)
- Ny zafiny :
Stephen, Ginno, Mickaëla, Narindra, Ramy, Sitraka, Nita sy Aurore, Liana, Harianta, Felana, Mialy, Landry, Nathalie, Anthony, Vahia, Andrianina, Fy, Johan, Michael, Matthieu, Nathan, Ravaka, Fitia, Soafara, Faniry, Herilaza
- Ny Zafiafiny : Lia, Noé, Tim
- Ny Iray tampo aminy Terak’i RAINISOAMANANA sy RASOARY
- Ny Iray tampo amin’ny vadiny Terak’i RAVAHIMANGA sy RAZAFINDRAZAKA
- Ny Fianakaviana manontolo
- Ny Fokontany Antsahabe, Ankazotokana, Ankorahotra ; Ambatofotsy-Gara Tsiafahy ; Alatsinainy Bakaro ; Manarintsoa-Sakay .
- Ny Fiangonana Katôlika Masina Maria Mpanjakan’Iarivo Ankadivato ; Ny Fiangonana Katôlika Md Michel Ambatofotsy-Gara.

Ny razana dia ho tonga eny Ivato ny Alahady 03 Aprily 2016 amin’ny 05 ora hariva, ary havantana ao an-tranony Lot VF 99 Ankorahotra. Atao veloma farany ao amin’ny Fiangonana Katôlika Masina Maria Mpanjakan’Iarivo Ankadivato ho fisaorana an’Andriamanitra ny Alarobia 06 Aprily 2016 amin’ny 12 ora 30 atoandro alohan’ny hametrahana azy ao amin’ny fasan-drazanany ao Tsiafahy Ambatofotsy-Gara.

« Handry amim-piadanana aho, fa Hianao, ry Iaveh, dia Hianao irery no mampitoetra ahy tsy amin’ahiahy »
Salamo IV, 9




Lala Haingo Rajaoarisoa

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar