Alerte Infos

Fandaminana noho ny nahalasany tpkl RASELINARY Yves Charles ( Doda Toarano )

Mercredi 11 Juillet 2012

Fandaminana noho ny nahalasany tpkl RASELINARY Yves Charles ( Doda Toarano )
Ny fianakaviana dia mivory ao an-tokantranony anio hariva sy rahampitso hariva manomboka @ 7 ora.
Ny adiresy 11, Esplanade de Chantilly -93330 Neuilly sur Marne.

Ny alakamisy aminy 12 ora ka hatraminy 2 ora dia ao @ funérarium ny fianakaviana. Funérarium-ny hopitaly Saint Louis - ao Paris 10ème. métro Goncourt
ny adiresy dia 18 rue La grange aux belles - Paris 10ème

Ny zoma manomboka aminy 10 ora ny fanaovam-beloma azy ary aminy 11 ora ny mise en bière.
aminy 1ora sy fahefany ka hatraminy 2 ora sy fahatelony dia hisy dernier hommage atao ho azy ao aminy crématorium du parc - 104, rue de la porte de trivaux -92140 CLAMART
aminy 3 ora ny fandevenana izay atao ao @ cimetière Parisien - 45, avenue Marx Dormoy - 92220 BAGNEUX.
aminy 6 ora dia hisy coktail dinatoire iarahana @ fianakaviana, izay atao ao @ hôtel Kyriad - 23, avenue Carnot - 94230 CACHAN.

N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar