Alerte Infos

Fankasitrahana - Andriamasinavalona Andafy

Lundi 25 Janvier 2016

Ny komity mpikarakara dia maneho etoana ny fankasitrahana an'ireo izay nanohana ny antso tamin'ny « Tonon-taonan' Ny Andriamasinavalona » ny 16 Janoary 2016, tao 7, rue Jean Nicot 75007- Paris.



Sitraka hoenti-matory ary telina hoenti-mifoha ny fanotronanareo iny vanim-potoana iny.


Tratrantitra.
Lala Haingo Rajaoarisoa


1.Posté par Hery le 26/01/2016 19:45
Misaotra amin'ny publication sy ilay fihaonana fifampiarahabana fa soa. Ho taom-pahombiazana hoan'ny havana rehetra.
Mila mifanatona ny Andriamasinavalona aty andafy (Frantsa), hifankahalala sady koa hifanohana, fa betsaka no zavatra azo ifanakalozana sy vina tokony ifandinihantsika.
Ao amin'ny facebook afaka hifandraisantsika mpihavana.
Mirary soa !

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar