Infos Diaspora

Fifaninanana Soratononina"Soratonon'2016" asabotsy faha 21 Mey 2016 teto Paris 13ème

Dimanche 22 Mai 2016

Vita soa aman-tsara iny ny Soraton'2016.

Ny Kolo Malagasy dia maneho fisaorana ho an'ireo rehetra niara-dia taminy sy nanohana azy, maro izy ireo kanefa ny singanina manokana dia ireo mpampianatra ao amin'ny INALCO miampy ireo pôeta sy mpanoratra izay nanao ny komity mpitsara, ireo mpandray anjara ary ireo mpamatsy loka rehetra izay tsy ho voatonona eto daholo.
Misaotra an'ireo manome haja sy hasina ny teny sy ny kolontsaina malagasy.
Kolo Malagasy

>> Manasa anao hijery ny sary eto

Infos Diaspora | Brèves Madagascar