Alerte Infos

Filazana manjo

Dimanche 19 Août 2012

Filazana manjo
Sitrak’Andriamanitra no niantsoan’ny Ray hody any aminy ny havamalalanay : DENISE CLEMENCE RANDRIANARISOLO Teraka RANDRIAMIFIDY
Teto Frantsa ny Zoma 17 Aogositra 2012 teo amin’ny faha 75 taonany.

faire_part_def_.pdf FAIRE_PART_def .pdf  (155.09 Ko)


Hoy ny vadiny :
Amedé RANDRIANARISOLO

ny Zanany :
Brigitte RASOARIFIDY sy ny zanany
Patrick RANDRIANARISOLO mivady sy ny zanany
Christiansen RANDRIANARISOLO mivady sy ny zanany
Eric RAJERISON mivady sy ny zanany
Vady navelany tompoko lahy Haja RANDRIANARISOLO sy ny zanany
Hervé RANDRIANARISOLO mivady sy ny zanany

Ny mpiray tompo aminy, sy ny mpiray tampo amin’ny vadiny
Sy ny fianakaviana iray manontolo
Ny fikarakarana ny razana (mise en bière) dia atao ao amin’ny Funéraire des Batignolles, 10 Rue Rebière Paris17e Porte de Clichy, ny alarobia 22 aogositra
amin’ny 12 ora, avy eo dia ho entina ao amin’ny fiangonana Anglikana, 7 Rue Auguste Vacquerie (Kleber Charles de Gaule étoile 8e) amin’ny 2 ora sy ny sasany tolak’ andro ho fanomezam-boninahitra an’Andriamanitra
Alohan’ny hodiny any an-tanindrazany.

N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar