Communiqués

Fisaorana avy @ fianakaviana RASELINARY

Dimanche 15 Juillet 2012

Amin’ny anaran’ny fianakaviana Raselinary sy ny fianakaviana manontolo no itondranay ny teny fisaorana sy fankasitrahana ho anareo, tamin’ny fanotronana maro be, fidodododoana, sy ny fahasahiranana rehetra, noho ny fahalasana tampoka ny malalanay Yves Charles Raselinary (Doda Toarano).

Tsy irery tokoa fa teo ianareo nasesiky ny fitiavana, nanao soroka miara-milanja, tongotra miara-mamindra ka dia tsara levenana tokoa ny maty tompoko.

Andriamanitra ilay manan-karem-pahasoavana anie hamaly fitia anareo tsirairay avy.
Mamerina hatrany ny fialan-tsiny ho an’ireo tsy tratra antso noho ny fahatampohana, ny fahasahiranana ary ny hafenoan-dranomaso be loatra.

Très touchés par vos marques de compassion, et de sympathie, dans le deuil qui nous frappe, nous vous remercions de votre soutien et de votre présence lors du dernier au revoir de notre époux et père Yves Charles Raselinary.

Avec toute notre affection.

remerciements.doc Remerciements.doc  (35.5 Ko)

N.R.

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar