Alerte Infos

Fivoriambe sy taombaovaon'ny sampana Dorkasy (FJKM Champigny Sur Marne)

Mardi 29 Janvier 2013

Fivoriambe sy taombaovaon'ny sampana Dorkasy (FJKM Champigny Sur Marne)
"Miderà an'i Jehovah fa tsara Izy, Eny mandrakizay ny famindrapony....Ity no andro nataon'i Jehovah ; hifaly sy ho ravoravo amin'izao isika". Sal 118,1-4, 24
>cliquez sur la photo pour voir l'album !

Fivoriambe sy taombaovaon'ny sampana Dorkasy (FJKM Champigny Sur Marne)
Ny asabotsy 26 janoary 2013 tao @ restaurant LA TOUR DE CHINE tao PONTAULT COMBAULT (77) no natao ny fivoriambe sy taombaovaon'ny sampana Dorkasy (FJKM Champigny Sur Marne). Nanomboka t@ 12 ora atoandro ka hatramin'ny 3 ora hariva.

Nisy ny fifanakalozana fanomezana t@ io andro io.

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary ho antsika kosa ny fahasoavany.

Misaotra t@ fahatongavan’ ny rehetra.

Ny birao:
http://www.fjkm-champigny.com/
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar