Communiqués

ILONTSERA: Media Matters Madagascar

Jeudi 21 Juillet 2016

Vaovao farany (25/07/2016)
Ho an'ny mpanao gazety sy ireo mpisehatra eo anivon'ny serasera,

Ny ILONTSERA dia maneho ny fankasitrahana feno tamin’ny fiaraha-miasa sy tamin’ny fahavononana hiara-hiasa ary mampahafantatra fa noho ny antony manokana tsy miankina amin’ny mpikarakara dia voatery hahemotra amin’ny fotoana mahamety azy ny hetsika Famoloana antserasera izay nokasaina atao teto Antananarivo ny 26, 27,28 Septambra 2016.
Hampahafantarina miandalana eto ihany izany fotoana izany ;

Manantitra ny fialantsiny ary mbola manantena ny fiarahamiasantsika hatrany ny ILONTSERA.

Am-pihavanana
Monique RAKOTONOSY

Ho an'ny mpanao gazety sy ireo mpisehatra eo anivon'ny serasera,

Ho fanamarihana ny faha 150 taonan’ny fanaovan-gazety eto Madagasikara sy ny andro iraisam-pirenena natokana ho an ny fahalalahan’ny tsirairay hahazo vaovao, ny 28 septambra 2016, ny fikambanana tsy miankina ILONTSERA (Ivom-pandalinana ny Tontolon’ny Serasera marolafy eto Madagasikara) dia manasa anao amin’ny hetsika izay karakarainy: « Haino aman-jery ho an’ny rehetra : fiaraha-manganana ny demokrasia ».

Ny hetsika dia hotanterahina eto Antananarivo ny faha 26, 27, 28 Septambra 2016.

ilontsera.pdf Ilontsera.pdf  (624.67 Ko)


ilontsera2.pdf Ilontsera2.pdf  (443 Ko)

N.R.

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar