Alerte Infos

Inspecteurs du travail à Madagascar : peu nombreux et sous pression

Jeudi 11 Août 2011

Les bureaux de l’inspection du travail à Antsahavola
Les bureaux de l’inspection du travail à Antsahavola
L’inspection du travail à Madagascar compte 80 inspecteurs pour 700 000 salariés, selon les indications Randrianasolo José, Président national de la Conférence des Travailleurs Malgaches (CTM).

Cela signifie concrètement un inspecteur pour environ 80 000 travailleurs a relevé la CTM. Dès lors il est évident que le secteur ne peut faire l’objet de suivi correct par ces inspecteurs du travail, a souligné Randrianasolo José. D’ailleurs la plupart d’entre eux sont affectés à des fonctions bureaucratiques, a-t-il ajouté.

On constate que certains ont démissionné, car le salaire n’est guère motivant. D’autres encore admettent qu’ils ne peuvent travailler en toute indépendance. Des « consignes » en haut lieu arrivent encore souvent pour interdire tout contrôle dans certaines entreprises.

Randrianasolo José cite notamment les entreprises d’extraction minière, auxquelles les inspecteurs du travail n’ont pas accès pour y contrôler les conditions des employés. La CTM pense pourtant que ces industries devraient être pourvoyeuses d’emploi, et dès lors, apporter leur contribution dans la plus grande transparence.

Les inspecteurs du travail à Madagascar, conclut la CTM , ne peuvent travailler de manière indépendante.

N.R.


1.Posté par RAVOMANANA Benjamin Fidèle le 15/05/2015 09:50
Bonjour
Niasa t@ organisme de développement iray zaho aty @ faritra Mananara-Nord en qualité de Responsable de communication. Fa 03 volona t@ karamako no tsy naloany, ary rehefa natao ny vérification ny montant n'ny karamako isam-bolana dia tsy mifanaraka koa @ izay voasoratra ao anaty contrat.
Koa mba mangataka soso-kevitra re tompoko, ampio fa saharina.
Misaotra mialoha.

2.Posté par RAKOTOMALALA Hery Andrianilàna le 17/10/2015 08:13
Bonjour à tous.

Ce qui compte n'est pas la nombre. Puisque, le BON petit travail peut tout renverser en ordre.

Par contre, il n'y a pas des travaux difficiles, ni faciles. Dont la plupart des responsables ont manquées de l'expérience. Ce sont des théoriciens; (comme le livre, qui connait l'article).

En plus et d'autre côté, la plupart des citoyens ne savent pas leurs droits. Puis ils ne veulent pas les connaitre. Pour lui favoriser.

Alors, tout le monde est responsable. Chacun a son lacune.

3.Posté par RAMANAMISATA Mamy Tiana le 20/10/2015 10:49
Manao ahona tompoko,

Saika mba hanontany azafady, raha ohatra ka miasa amin'ny ONG na Association ka mandeha mission de mba azo fantarina ve oe mitovy amin'ny ora hiasana isan'andro ihany ve ny fetran'ny ora mandritra ny "déplacement" sa hafa mihintsy? de raha mihoatra ny 8 ora ve de azo "récupérer-na sa tsia.

Dia ny manaraka, raha ohatra ka ny 40 ora isankerinandro no ao amin'ny fifanarahana arak'asa, sady miasa ny alatsinainy ka hatramin'ny zoma, nefa nisy fotoana niasana sabotsy de azo récupérer-na ve sa heverina ho mitovy amin'ny andro fiasana isan'andro ihany izany.

Misaotra mialoha.

4.Posté par RAKOTONDRABARY Volana Hasina le 02/11/2015 07:57
Manao ahoana Tompoko,

Mba hanontany aho hoe raha miasa amin'ny orinasa iray tsy miankina amin'ny fanjakana ve ka na efa an-taona ny maro aza no niasa tao, tsy mety manao "contrat" ilay mpampiasa, nefa miaritra fijaliana maro ato ampiasa, mbola manana zo ihany hitaraina aty aminareo ve sa tsy manan-kery ny fitarainana raha tsy manana porofo mihitsy hoe niasa tato izaho, eny fa na dia manana vavolombelona maro aza anamarinana izany?

Misaotra tompoko

5.Posté par HERILANTO le 07/12/2015 11:43
Miarahaba tompoko,

Mba mangataka soso-kevitra avy aminareo,
Izaho dia miasa amina orinasa privee eto Antananarivo,
Tsy niasa nadritra ny 4 andro nisesy aho fa repos medical,
Vita io repos io dia namonjy ny asako aho,nefa raha tonga tao
amin'ny birao aho dia tsy nivoha ny varavaran'ny biraoko.
Nilaza ny mpamafa trano sy ny mpiambina fa lasan'ny mpampiasa ny lakile
Nefa isanandro ny lakile dia mijanona eo amin'dry zareo ihany,Niandry ilay mpampiasa aho ary rehefa tonga izy dia nanontany ahy hoe inona no ataonao eo?Gaga aho sady tsy hitako zay navaly azy aloha tamin'ny voalohany.Niezahako novaliana ihany izay nanontaniany ahy avy eo,dia tezitra izy fa tsisy orinasa afaka ataoko anizany hoy izy,Norohainy aho sady natosiny nivoaka fa tsy mila ahy iintsony hono izy,Nivoaka aho sady narindriko ny vavahady,dia mbola narahiny indray zaho ary nokapohiny tamin'ilay zavatra teny an-tanany,''lay flacon bombe desodorisant'' ireny aho,notohanako ilay kapoka nataony ahy dia vao mainka izy tezitrabe,

Ka inona tompoko no tokony ataoko?tsy ilaina hono ny passation,ary ahoana ny momba ny zoako amin'izany?

Misaotra indrindra anareo

6.Posté par andrianarivelo haja romain le 02/11/2016 05:49
manaona tompoko ô, saika mba anontany tompoko fa za de mpiasa amin'ny orin'asa tsy miankina iray mpivarotra fanafody amin'ny hopital fa tena tsy manara-dalana sady manao tsindry hazo lena ny mpiasa mihitsy ny mpampiasa anay satria matetika misy entana very de ampitahorina daholo ny mpiasa angalany mpitsara efa naman'zareo zay de poretiny hiteny sady nofitaha a mody hoe andao andeha nefa tsy fantatra izay itondrana ny ankizy fa any vao gaga fa kay entin-dry zareo ao amin'ny police economique ao ambohidahy, marihako eto fa efa fanaon-dry zareo amin'ny mpiasa izany ka mba mila torohevitra avy aminareo fa ny ankizy tsy mangalatra aza dia poretiny hilaza zavatra tsy misy ary ny securité nay izay milaza ny marina dia voaroka avy hatrany koa manantena ny fiaraha-miasa tompoko miasaotra indrindra

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar