Alerte Infos

Jour J de la Nuit Blanche malagasy!! Attention Préventes ici jusqu'à 12h00

Jeudi 14 Avril 2016

La seule unique soirée du site Madaplus dans l'année. Soyez au rdv!!

https://www.facebook.com/events/460744747448906/ https://www.facebook.com/events/460744747448906/


Points de vente de billets à la Nuit Blanche le samedi 16 avril 😊
Bazar B : 10 rue 14 juillet 94720
Kremlin -Bicetre / 01 46 58 15 64
Resto Franco Malgache Marianina
88 rue Blanche 75009 Paris
09 83 03 75 33
La Charrette Créole
15 rue Jules chaplain 75006 Paris
01 43 26 03 10
Garage JCMJ Malagasy
1/3 rue de Viry 91600 Savigny /orge
0160483669 / 0619117383
Garage RPA
10 rue de la closerie. 91090 lisses.
06 29 80 45 29
Vente en ligne sur le site Madaplus.info
Profitez d'acheter le prévente a 22€ !!

Retrouvez la vidéo pour vous entraîner sur la kizomba sur notre page facebook. L'Equipe Madaplus vous dit à samedi!!
N.R.


1.Posté par Andriamanantena le 17/04/2016 08:51
Miarahaba,
Dia indreny izahay nandeha t@ io nuit blanche io. Mba hanome anareo ny hevitray fa ity indray mitoraka ity dia tsy tongalafatra tahaka ny taloha ity soirée ity ka tsy nisy fahafam-po na dia kely aza.

Voalohany aloha dia tsy mba nisy olona na dia iray aza ve mba niarahaba noho izao fahatonvagan'olona tena maro an'isa ?

Mba nankaiza ny fisokafan'ny takariva fa tsy natao hasina ny afindrafindrao izay hadino tanteraka ?

Takariva be olona loatra , be loatra mihintsy ka tsy nisy nihetsehina.

Ery @ fifidianana sakafo, voatery miandry adin'iray vao nahazo sakafo, hita fa tsy ampy velively ny olona miara miasa tao.

Farany aloha iny no andehananay "nuit blanche" e !

2.Posté par N. R. le 19/04/2016 14:32
Miarahaba anao Tompoko,
Dia misaotra am ny message napetrakao. Voalohany aloha kosa dia nisaotra ary niarahaba izahay fa angamba tsy hitanao, eny natao fohy fohy satria maika ny andihy ny olona sy hi lanona ny olona.
Ny afindrafindrao ra efa nandeha Nuit Blanche ianao dia tsy manao afindrafindrao izahay efa signature manokana ny Nuit Blanche io.
Ny service sakafo dia ialana tsiny tokoa Tompoko ra ela b ianareo vao nahazo sakafo ary dia hezahina mafy izay asa zay @ taona manaraka.
Tsy hiteny izahay hoe tsy mora ny manao zavatra ary tena maro b isika tao fa kosa niezaka mafy mintsy ny ekipa i Madaplus mba nanome fahafam-po ny rehetra anefa mo hita izao fa mbola misy tsy mety ihany ka dia mamerina ny fialana tsiny re Tompoko..

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar