Communiqués

Ny Zanak'i Gasikara eto Roma

Mercredi 22 Décembre 2010

Ny Zanak'i Gasikara eto Roma
Mirary soa lalandava tompoko amin'izao fetin'ny Noely sy taombaovaO 2011 izao. Ny Tompo anie hitahy antsika lalandava.

1-Efa vonona ny horonan-tsary nalaina tamin'ny fetin'ny ankizy farany teo. Midira ao @ tranon-kala dia lasa 'zao.

2-Ho an'ireo izay te hankalaza miaraka ny Noely amin'ny 25 desambra izao dia nomen'ny Eglizy protestanta ny trano malalaka hiarahantsika mifaly ao @ Piazza Cavour, 32 Roma. Samia mitondra izay voahomany hiaraha-mifaly. Misaotra anao Pasteur Samuel amin'izao fitiavana malagasy izao. Manomboka amin'ny 13:00 ny fiarahana. Samia manome soso-kevitra hanafanana ny fety ao anatin'ny firahalahina tanteraka.

3-Misy fanitsina kely ity:
Ny Jobily faha 25 taonan'ny Eglise Protestante Valdoise FRANCOPHONE no ankalazaina amin'ny taona 2011 izay handraisantsika malagasy rehetra anjara.

4-Ny fikambanan'ny Fraternità Malagasy dia hanao Réveillon ao Cesano Via Prato Corazza, 60 ka ny fandraisana anjara dia 20 Euro. Tongava maro.
-----------------
Con questo messaggio auguriamo a tutti specialmente agli amici del Madagascar (associazioni, genitori, turisti...) di trascorrere un Felice Natale e un prosperissimo Anno nuovo 2011.

1-I filmati della festa ecumenica del 19 dicembre sono pronti. Entrate nel sito e buona visione.

2- Il pastore Samuel e la Comunità protestante Valdese francofona ci hanno dato a disposizione la sala grande della Piazza Cavour, 32 per festeggiare insieme il Natale del 25 Dicembre. Portate quel che potete per condividere a partire dalle ore 13:00.

3- Una rettificazione per quanto concerne il Giubileo:
E' la comunità FRANCOFONA della Chiesa Protestante valdese che celebrerà il suo 25 anniversario nell'anno 2011. Saremo lieti di partecipare vivamente a questo grande evento.

4- L'asssociazione Fraternità Malagasy organizzerà una feste per la notte di San Silvestro (capodanno 2011). Si terrà a Cesano Via Prato Corazza, 60 Roma. L'ingresso è di 20 euro. Venite numerosi.

Ancora un sincero augurio a tutti per le festività.

Zg

Izay mahavangivangy tiankavana

http://www.gasikara.eu http://www.gasikara.eu

Vola Rasoamanana

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar