Communiqués

Ny Zanak'i Gasikara eto Roma

Mardi 4 Janvier 2011

Ambiance ny réveillon Gasy teto Roma - (cliquez sur la photo)
Ambiance ny réveillon Gasy teto Roma - (cliquez sur la photo)
Mbola mamerina ny firariantsoa tompoko.

Ny fifampiharabana tratry ny taona 2011 fanaontsika isantaona eto Italia dia atao ny alahady 09 Janoary 2011 ao amin'ny Viale dei Salesiani, 7 00175 Roma manomboka amin'ny 11 ora maraina ny fiaraha-mivavaka. Samy mitondra sakafo hiaraha-mizara sy mifaly.
Vola Rasoamanana

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar