Alerte Infos

Reportage photos: ARISON JAHA AU PERE LACHAISE - ORAM-PAHASAMBARANA - 29 novembre 2014

Jeudi 4 Décembre 2014

Raha tao anatin’ny tontolon’ny tena Fitiavana no misy antsika hoy Arison Jaha dia tsy nifandany andro fa samy mahalala ny zavatra tena tiany atao, ary samy mahalala fa miankina amin’ny omena ihany no raisina.

Tao amin’ny “Théâtre Le Passage Vers Les Etoiles” , Paris 11ème, no fotoana nifanomezan’ny poeta Arison JAHA sy ireo mpanamory niaraka taminy ilay “Oram-pahasambarana”, seho poezika nifampizarana hetsipo sy tokelaka tamin’ireo mpandeha “spoutnika” , ny sabotsy 29 novrambra lasa teo.

Vahiny manonkana nitondra fanalahidy tao ny poeta Tahirintsoa, mpikambana ao amin’ny Faribolana Sandratra, avy any Madagasikara, nampigoaka sy nampisotro ranom-pahasambarana ny mpandeha. Nanonja tokoa ny fahasambarana tamin’io andro io. Ary manasa ny Malagasy rehetra tia kanto hiaraka hanonja amin’ny seho poezika manaraka.

Misaotra an'ireo mpaka sary Menakely Menabe sy Faly Mansoor
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar