Alerte Infos

Reportages photos - Fararanon'danonana FIMPIMA LYON - Imaintsoanala, Arindrano, Marijo, ny asabotsy 18 aprily 2015

Lundi 8 Juin 2015

"Dobodoboka fomban'amponga, asakasakareo tsy mba tonga," ...

fararanon'danonana tao Lyon ny asabotsy 18 aprily 2015, satria notanterahina ny fametrahana tamin'ny fomba manarampenitra ny filohany Sampana Lyon (Narcice Razafindrakoto), fanasaloran-damba ny Andiany "Arindrano" ary ny famoahana ny Andiany "Imaintsoanala". Tonga nanome voninahitra ny lanonana ny filohan'ny faritany Frantsa Dera Ramandraivonona sy ireo mpiara miasa aminy akaiky.

Isaorana an'i Ndrenja Tiana RANDRIANJAKA ity raki-tsary ity.
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar