Alerte Infos

Soalala : compatibilité fer et crevettes

Mardi 23 Novembre 2010

Soalala : compatibilité fer et crevettes
Durant ses déplacements dans l’île, le Ministre de l’Economie et de l’Industrie, Fienena Richard, consacre toujours un moment de son agenda pour rencontrer les entreprises locales. Dans le Nord, il écoute les doléances des employés de la Soavoanio ou de la SIRAMA Namakia, à l’Est, ce sont les soucis des ouvriers de la SIRAMA de Brickaville, dans le Sud ceux de la Sucoma, etc. Ainsi, se trouvant à Soalala récemment, le Ministre Fienena Richard a rencontré les dirigeants de l’entreprise de crevette Aquamas. Ces derniers ont fait part de leur inquiétude quant aux prochaines exploitations du gisement de fer par le consortium chinois WISCO. Aquamas, détenus par des entrepreneurs chinois, produit 1.500t de crevettes chaque année, et procède à leur élevage sur plus de 80 bassins, totalisant 5Ha de surface. Leur clientèle se trouve essentiellement en Europe. Le Ministre Fienena Richard a pris note de l’inquiétude d’Aquamas, car cette entreprise est importante pour l’économie nationale. Ses activités concernent directement les régions de Boeny et de Betsiboka, par leur création d’emploi. Des investissements ont été réalisés, témoignant de la confiance des opérateurs économiques à l’égard de Madagascar. Aussi, leurs craintes quant à l’impact environnemental de l’exploitation de fer se justifient parfaitement, a noté le Ministre Fienena.
Vola Rasoamanana

Du plus récent au plus ancien | Du plus ancien au plus récent

35.Posté par Latrie le 07/11/2016 07:29
Inty ndray ny num ampiasainy e! , vao naharay koa za 0332300249 izy ndray alo de tsy ahavoafitaka ahy zany e!, vao voaraiko 06/11/16 io an! dia tonga aho dia nanao recherche ka tojo ireto comentaire ireto,
Latrie

34.Posté par hery le 19/09/2016 14:22
Ity indray ny numero ampiasainy 0330769225 - miandry ny airtel sy ny manampahefana mba hanao fanadiadiana sy handray andraikitra mikasika io olona io.

33.Posté par Fafah le 30/07/2016 08:14 (depuis mobile)
Salama daholo! Raha namaky sy nandinika ireo commentaires rehetra teo aloha aho dia nahatsapa fa efa ela be io MPISOLOKY io no nanao izao fisolokiana izao satria ny date de commentaire ato dia ef nanombok t@mars 2015, ary mbola mitohy izany ankehitriny. Hiaraha-mahalala fa tsy mitombina izany satria ts mis 4x4 lafo vidy (land cruiser, prado, ...) zaraina maimaim-poana @olona betsak zan! FISOLOKIANA 100% izao satria ny numero nampiasainy dia samy hafa daholo raha ny hitako teo @commentaire rehetra teo aloha! Ny num nandefasany sms t@ko dia hafa tanterak ihany koa! Marihina fa NUM AIRTEL ihany io num io! Ra manaraka ity commentaire ity ilay mpisoloky dia mampitandrina aho fa noraisiko antsoratr daholo ireo num airtel rehetra ireo, ary efa mandeha ny enquête..!!! Samia mailo isika rehetra fa ny ratsy ts kely làlana. Misaotra tompoko..!!!

32.Posté par Miora le 28/07/2016 11:44
rehafa mahazo loka dia ilay mpandefa no miantso fa tsy isika no hiantso zay aloha ny logikako eee, dia mahagaga ilay olona fa manina no tsy azony operateur tapahana ny momba ireny ee?? ny compte airtel money, orange money, Mvola satria any zao no hangatahiny @ilay vola tadiaviny nanao recherche aho fa efa nisy olona nahazaony vola 400 000Ar sy 150 000Ar mahagaga ko le olona tsy mba mijery tsara aloha iiii

31.Posté par Miora le 28/07/2016 11:37
za ko nahazo fa ny mahagaga ahy manina no mbola tsy tapaka ilay numero io hatr@ zao tkn efa notapahani airtel anee io ee, fa mety misy fiaraha miasa aminy ao ngamba eee?? aza itakoo lol za nandany credit miitsy afakomaly niantso fa occupee foana ilay olona de oe aleo antsoiko avy eo pfff, fa ty no tsy ma possible anio ary efa tsy nahataitra ahy, nahazo loka ve za dia tsy tonga dia antsoinao pff

30.Posté par andry le 05/07/2016 07:29
tena grave zany an,za koa zao vao nahazo io sms io t@ maraina avy @ nupero 033 83 810 13

29.Posté par madinika le 20/05/2016 17:44 (depuis mobile)
tsy misy an zany ry namana sy tapaka fa fisolokina fotsiny ihany zany satry za ary maro t@ namako ihany koa no nahazo io maessage io noho izany mila mitandrina isika @tranga javatra toy izany

28.Posté par Mita le 08/05/2016 02:54 (depuis mobile)
Bjr. Nnanao recherche aho satria nahazo anle message ko. Ny num dia 0330471593. De nanao recherche google tam hoe aquamas za de nataoko oana ny recherche de farany aho nahita de niaraka tamina conversation. Ra te hiverifier nareo de ataovy recherche ny hoe aquamas twitter de premier resultat izy. Io elaudia soavyfara io no hitako anisan ny nandefa anle msg. Ny adresse twitter dia twitter.com@soavyfara. Jereo daholo ny conversations fa ao ny texte anaovanjareo anle message.

27.Posté par Gi le 12/04/2016 07:10
Naharay SMS ohatriny io voateo, d nantsona d nisy nandray. Rah ts afaka maka lay fiara hono dia mandefa 150.000Ar (atao carburant sy chauffeur) + Num karapanondro. MDR

26.Posté par ken 'tsutsu le 25/03/2016 le 29/03/2016 07:10 (depuis mobile)
tsy tery lalana ny ratsy, te hahazo vola tsy nisasarana, te hanan-karena haingana razokony fa mailo, za ku nandefasana fa nahazo fiara toyota land cruiseur tsimataodalana t@ 25/03/2016

25.Posté par magali le 18/03/2016 09:37
tena ol tsy van ar tsy mataotra an andriamanitra fa izao d tena tratra somatsara nandefa 400 000ar d mbola natsony ian oe apina d teo vo tena oe afaafa iz zany, teo zay vo tonga saina , io numero 0336837534 io mints ary oe 4*4 land rover ony . nilaza mints iz oe tsy pisoloky notenenko oe tsy mitombina ny tatarainy fa io numero io oz tsy maty zany fa mande fona ary tongava aty ra tsy matoki ozi.

24.Posté par juvenil le 17/03/2016 09:30 (depuis mobile)
mandreraka ranga le mpisadoka ah , zah zaw efa nanatena we mitombo ray njay ny fiarako

23.Posté par Solofo le 25/02/2016 21:30 (depuis mobile)
Izaho aloha dia misaotra azy fa mba nanana 4x4 a indray alina mandra-pifohako ny ampitso. Afapo tsara a taitra maraina.

22.Posté par Anselme le 20/02/2016 06:55
033 68 375 34, io ndray numero voa alin'ny zoma 19/02/2016 à 22h:45min no nandefa sms t@ko.ka marina ve fa nanao fisariana marina nareo ao aquamas soalala ho fankalazana ny tsingeritaonanareo (26 taona). mampalaelo raha mpisandoka le olona.de miteny izy hoe raha ts afaka mande any de alefaso airtel money vola 230 000 ariary de nareo mintsy no miantoka ny fahatongavany aty @nay.ka aoka mba asiana fanarahana maso akaiky io numero io azafady fa manadala olona fotsiny

21.Posté par Nantenaina le 18/02/2016 06:09
0338578851 io ndray zao ny numero isandohany a!mitandrema isika rehetra!ny ko manko land rover ony tsy mataodalana hono ilay izy
!aleo mitandrina ry reto a!volabe no takiany izy ireo

20.Posté par Mihaja le 27/01/2016 08:50
Tena tsy tery lalana ny ratsy rey ol a!! makasitraka ny orinasa nanome fanazavana ary mba mailo le Diecteur ao fa misy mandoto!!eny e! Tsy maharesy an'Andriamanitra ny ratsy !!!

19.Posté par Mihaja le 27/01/2016 08:43
Tena mapalaelo ny orinasa AQUAMAS satria misy pisoloky ka raha misy sendra nahazo anle msg avy am le num 0336107891 de io mihintsy le pisoloky!!ary misandoka ny anaran Directeur de La Société ao izy!!

18.Posté par Mrt le 24/01/2016 21:38 (depuis mobile)
efa we fisarihana fiarabana tratn taon ndray oun! ar num airtel n panw azy a

17.Posté par Njaka le 05/01/2016 09:03
za ko nahazo io sms io ka misaotr betsaka am fanazavana

16.Posté par ATTENTION le 22/12/2015 09:47
Salama Tompoko!
Ho an'ireo rehetra izay nahazo sms tamin'ny Orinasa AQUAMAS dia nampitandrina izy ireo fa tsy nisy fety fankalazana, tsy nisy fanomezana nataon'izy ireo. Noho izany dia ARNAQUE no filaza ireny SMS ireny.
MISAOTRA TOMPOKO

1 2
Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar