Tsenan'ny gasy serasera eto France - asabotsy 2 jolay

Lundi 4 Juillet 2016

Fisaorana mitafotafo no atolotra ho antsika rehetra tonga namaly ny antso, na ny mpivarotra zany na ny mpividy.

Fifaliana hatrany ho anay admin GSF ny mahita malagasy miray hina, mihaona, mikorana tahaka ireny, indrindra fa na dia tsy mifankafantatra loatra ara. Hita soritra eny ihany fa mahay mifankatia tsika malagasy, irariana mba hitohy ihany izany fitandroana ny fihavanana malagasy izany na dia efa aty ampitandranomasina ara. Mamerina ny fisaorana, dia mandrapihaona indray.

Ankasitrahana ny site Madaplus mampita ny hafatra sy mizara ny sary.

Ny admin GSF.

Klikeo ny sary
Vola Rasoamanana