Communiqués

Voin-Kava Mahatratra - Ny mpanakanto eto Paris

Mercredi 7 Mars 2012

Voin-Kava Mahatratra - Ny mpanakanto eto Paris
"Raha tohina ny aty marary ny afero."

Banga iray ny tontolon'ny Kanto eto Paris!

Nandao antsika ny zoma 02 martsa 2012 lasa teo Jacky Francis RAKOTONDRALAMBO alias Jackino!
Mandia tany isika ka tsy maintsy solafaka ary miloloha lanitra ka tsy maintsy lena.
Voin-kava mahatratra tokoa izy ity koa dia mitaraina amintsika mpiray tanindrazana ny amin'ny fampodiana and-Ratompokolahy.
Fifanomezan-tanana lehibe hiombonan'ny mpanankanto eto Paris.
Manantena antsika rehetra hifanotrona.
Misaotra indrindra amin'ny anaran'ny firahalahiana!

Ny mpanakanto eto Paris
N.R.

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar