Antsa Ankira FPMA Athis Fanantenana miaraka amin'i Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Ny Mino
Ny asabotsy 4 jona teo no notanterahan'ny Sampana Vehivavy Kristiana sy ny sampana Fifohazana tao amin'ny FPMA Athis Fanantenana ny hetsika Antsa Ankira zay niarahana tamin'i Laurent Rakotomamonjy sy ny tarika Ny Mino.

Manasa anao hijery ny sary vitsivitsy nalain'ireo namana.

A13