Contacts: John (06 10 29 73 05) Radama (06 78 28 40 75) Gino (06 61 00 94 83)
Comme chaque année, Il n'y aura pas de prix d'entrée mais la quête servira à financer le cycle complet RSCM des organistes (master class et TOSE à Oxford/Cambridge)
Le but de ce concert est également de motiver les jeunes musiciens à s'orienter vers le cursus orgue/clavier et assurer la relève pour les chants d'église (protestante/catholique et anglicane).
Toy ny isan-taona dia tsy misy vidim-pidirana fa rakitra no atao hanampiana ny mpianatra "orgue" hamita hatramin'ny farany ny fiofanana RSCM (master class, TOSE any Oxford/Cambridge)
Ny anton'io fampisehoana io koa dia hanintonana ny ankizy mpianatra mozika hanaraka ny fianarana orgue/clavier mba ahafahan'izy ireo mandimby ireo zokiny amin'ny fanaovana hiram-piangonana protestanta/katolika ary anglikana.