Misy raha ao

Baolina Kitra - Ligy Alfa : Mpikambana roa noesorin’ny fivoriambe

Samedi 28 Janvier 2012

Nankatoavin’ny fivoriambe fanao isan-taona ho an’ny ligin’Analamanga ho an’ny baolina kitra omaly, tetsy amin’ny Mon Goûter Andrefan’Ambohijanahary, ny fanesorana ireo mpikambana roa teo amin’ny birao mpitantana io ligy io.

Baolina Kitra - Ligy Alfa : Mpikambana roa noesorin’ny fivoriambe
« Vay maharary tato anatin’ny ligy no nopotserina. Isan’ireo mpikambana tao taloha izy ireo saingy nampiseho ohatra ratsy tato ka tsy maintsy nakana fankatoavanan’ny fivoriam-be, izay masi-mandidy », hoy i Henintsoa Hajatiana Rakotoarimanana na i Tôta, filohan’ny ligin’Analamanga, baolina kitra.

Io omaly io iahny koa no nanomezan’ireo seksiona sivy mpikambana ao main’ny fivoriam-ben’ny ligy Alfa fitokisana indray ny birao ankehitriny. « Tanjona ny hanatsara hatrany ny tontolon’ny baolina kitra eto Analamanga. Isan’ireo vokatra tsara azo tamin’ity voninahitr’i Madagasikara amin’ny fifaninanana Afrikanina », hoy ihany ny filohan’ny ligy Alfa.

R.A
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar