Misy raha ao

Barea ho any Etiopia : Hanainga anio antoandro ny delegasiona

Vendredi 7 Octobre 2011

Barea ho any Etiopia : Hanainga anio antoandro ny delegasiona
Anio amin’ny 12 ora sy 40 minitra no hiainga eto Madagasikara ny dekegasionan’ny Barean’i Madagasikara hiatrika ny lalao farany ao anatin’ny vondrona B amin’ny fifanintsanana hiatrehana ny ny fiadiana izay ho tompondakan’i Afrika 2012.

Tsy maintsy hihazo an’i Nairobi, renivohitr’i Kenya aloha ireo olona 23 hiainga avy eto an-tanindrazana. Hiainga avy any Paris ka hivantana avy hatrany any Addis-Abeba kosa ry Voavy Paulin sy Johan Paul. Hiatrika ny delegasiona amin’izany ny filohan’ny federasiona malagasin’ny taranja baolina kitra, Ahmad. Ny 11 oktobra izy ireo no ho tafaverina an-tanindrazana ary ny alahady 9 oktobra no hanaovana ny lalao.

Andry L.
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar