Misy raha ao

Basket N1A-NDF : Mazava ny fidinan’ny Caf sy SBC ary Dream Team

Jeudi 27 Octobre 2011

Ny Sportinga avy any Diana izany no isan’ireo « Bekotro maro olatra » eo amin’ny sokajy N1A amin’izao.

Samy efa mitady hevitra ny hiakarany avy any amin’ny sokajy N1B taorian’ny nialan’ny Shooting an-daharana tamin’ny lalao mandroso tany Mahajanga izy ireo. Omaly dia niondrika teo anatrehan’ny Sebam indray ny Dream Team tamin’ny lalao farany ho an’ny tontolo andro. Isan’ireo nampiakatra tampoka ny herijika ho an’ny Sporting ny fandresena azon’izy ireo nanoloana ny Cosfa.

Ho an’ny vehivavy indray dia efa voafaritra ny fandaharan-dalao ho an’ny ampahavalon-dalana.

R.A
N.R.

Nouveau commentaire :

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar