Soirées

FAMPISEHOANA - Ho Avy hanatanteraka ny Adidiny ao Paris i Fafah (Mahaleo) amin'ny 20 jona 2014.

Vendredi 30 Mai 2014

Hamita ny adidiny aty Paris i Fafah (Mahaleo) amin'ny 20 jona ho avy izao, ao amin'ny Espace Mahery, manomboka amin'ny 8:30 hariva.

Ny vola rehetra ho azo amin'izany dia hanampiana ny mpikarakara Harendrina 2014 eto Paris, ary koa ho fandraisan’anjara amin’ny tolo-tanana ho an'i Nônô (Mahaleo).

Fandriho dieny izao ary raha ho avy ianao satria voafetra ny toerana.

Antsoy ny 06 12 12 66 01 na ny 06 51 89 91 99

Prévente : 23€
Sur Place : 30€

Hisy “grillades” sy tsakitsaky eny an-toerana, ary tsy hifarana ny lanonana raha tsy maraina ny andro. Aorian'ny fampisehoana "acoustique" hataon'i Fafah dia hisy “animation” hataon'ny DJ MISTER MAN de Nancy.
---
Tongava maro ary fa fampisehoana tokana no hataon'i Fafah eto Paris amin'ity indray mitoraka ity.

Vola Rasoamanana

Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar