FJKM Peniela Fitiavana: Vokatra Santatra 2018 - Asabotsy 30 juin amin'ny 7 ora hariva

Samedi 30 Juin 2018

"Izahay rehetra hataonareo dia hataovy amin'ny fitiavana" 1Kor 16:14

Ny TANIKO, NY TENIKO, NY FIANGONAKO

Manasa an-tsika rehetra ny fiangonana FJKM Peniela Fitiavana am Vokatra Santatra 2018 karakarainy:

Fanentanana: Talenta Mifandimby
Arahina sakafo malagasy

Ny asabotsy 30 jona manomboka amin'ny 7 ora hariva
Maison du Temps libre
2 Avenue Panas
77680 Roissy en Brie

Tongava maro.
PAF: 25euros
N.R.