>> Misaotra an'i Menakely Menabe
Alerte Infos
Fahalasan'i Henri Rahaingoson: mpanoratra, mpikabary, poety malagasy ary koa Filoha Lefitry ny Akademy MalagasyJeudi 14 Avril 2016
, lahatsoratra malaza mitoetra ao amin' ny fanahy sy ny fon ´ ny Malagasy maro. Misaono tokoa ny tontolo ny literatiora. Henri Rahaingoson alias DI dia maty tamin'ny Alarobia 13 Aprily teo tamin' ny faha 78 ny taonany noho ny aretim-po. Akademisiana, mpanoratra, mpampianatra, Henri Rahaingoson dia tsy mitsahatra mamindra ny soatoavina eo amin' ny fiaraha-monina sy ny teny Malagasy. Mpikambana ao amin' ny fikambanan' ny poety sy mpanoratra ao Madagascar (UPEM), Filoha Lefitry ny Akademy Malagasy ihany koa Henri Rahaingoson.
>> Misaotra an'i Menakely Menabe N.R.
Nouveau commentaire :
Alerte Infos | Insolites et le-saviez-vous ? | Interviews | Communiqués | Photos galeries | Bons plans | Questions-Réponses | Vaovaom-piangonana | Recettes malgaches | Tout sur Air Madagascar | Contact | Chronique | Misy raha ao | Voyages, Tourisme à Madagascar | Mada en 1 clin d'oeil | Lu sur le Net | Codes promos | Mada infos régions | Soirées | Tv Gasy | Web radio | Vos agendas soirées et événements ici ! | Courrier des femmes | PPN | A la une | APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar" | Journal Télévisé RTA - Madaplus | Associations | Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016 | Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar |
Les News
Les plus lus
|
|
©Madaplus - Tous droits réservés
Madaplus.info vous informe que conformément à la loi "informatique et libertés" du 6 janvier 1978 modifiée en 2004, vous bénéficiez d'un droit d'accès et de rectification aux informations qui vous concernent |