“Fanomezam-boninahitra an’i ABEL ANDRIARIMALALA sy ny faha-80 taonany ! - Zoma 5 jolay 2019

Vendredi 5 Juillet 2019

“Fanomezam-boninahitra an’i ABEL ANDRIARIMALALA sy ny faha-80 taonany !
Fiarahana mikorana sy mifaly anaty seho rindran-kira miavaka, alim-pandihizana, sakafo malagasy matsiro iangalian’i Soa6Gasy sy Prest’Ile.
Hizara ny kantony amintsika ny poety sy mpamoron-kira Abel Andriarimalala, hanolotra ny bokiny vaovao “Du bel usage de la langue malgache” ho hitanao eny an-toerana.
Mikarakara ny fotoana ny FTM “Fampianarana Teny Malagasy” izay sahaniny otronin’ny fikambanana FUM Cachan, HAVATSA-UPEM, KOLO MALAGASY, FIMPIMA ary ny FMMBM.

"Izay iray vatsy iray aina, ndao hiara-hiravoravo amin’i Abel isika !”
N.R.


L'Alsacienne à Paris

L'Alsacienne à Paris
Spécialiste de l'événementiel
Distribution de boissons consignée
Location de matériel pression à bierre

Contact: 06 16 93 32 48