
Lôla « au grand complet » misy firy nareo zany ?
LOLA EN GRAND COMPLET misy 8
LOLA Leader du groupe
RADO Claviste
JAO KELY Guitariste
BARY Bassiste
DOMBA Choriste
NJAKA Batteur
ANNIE ET DIDIE Choriste
Ny tsirairay avy dia miezaka manome ny tsara avy any aminy, ireo rehetra ireo mitambatra no manome ny kanto
Ny fitiavan'ireo mpankafy ny hiranay no mampirisika anay hitady zavatra tsara hatrany . Anisan'izany ity tournée ity zay efa nomaninay efa ela.
Inona avy ny andro hisehonareo eto Europa? Inona no hazo endrasana amin’io fampisehona hataonareo eto Paris io?
Misy daty 6 :
07 JUIN SUISSE
14 JUIN STRASBOURG
21 JUIN NICE
28 JUIN PARIS
05 JUILLET TOULOUSE
12 JUILLET LYON
13 JUILLET BORDEAUX
Fampisehona tokana sy manetriketrika miaraka amin'ny hira maro manerana ny nosy avy any avaratra ka hatrany atsimo,,,
Eny ary fa de mirary "tournée" mafinaritra ho an'i Lôla "au Grand Complet" zahay ary manome fotoana azy @ 28 jona eto Paris