Hetsika SLK - SP 37 - ny asabotsy 12 mai @ 7 ora ariva

"ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’i Kristy" Efe 4:13b

Samedi 12 Mai 2018

Hetsika SLK - SP 37 ny asabotsy 12 mai
Salle du vieux marché
Place de la Marne
78350 Jouy en Josas

Hotronon'ny Filohan'ny SLK Foibe
Miaraka amin'ireo mpanakanto:
- Voara
- Hasin'ny ela

Fitafiana: Malagasy.
Fiarahana misakafo

Manantena ny fahatongavanareo maro.
N.R.