Hetsika Vavolombelona - FJKM Montrouge Vaovao - 4 jona 2011 - 75018 Paris

Jeudi 5 Mai 2011


Hetsika Vavolombelona - FJKM Montrouge Vaovao - 4 jona 2011 - 75018 Paris
Fifaliana ho anay FJKM Montrouge Vaovao ny manasa anao handray anjara sy ho tonga amin’ny Hetsika Vavolombelona izay ataonay ao amin’ny Salle de la Paroisse St Denis de la Chappelle – 52 place de Torcy – 75018 Paris (metro 12 Marx-Dormoy) amin’ny sabotsy 04 Jona 2011 ho avy izao.

Fiaraha-misakafo atoandro ravahana Hira sy fampisehoana samihafa no hatao amin’izany ary amin’ny 12 ora atoandro ny fanombohan’ny fotoana. Manantena indrindra ny fanohananao sy ny fanotronanao izany Hetsikay izany.

Hihiisy "enveloppe surprise" hamidy eny en-toerana izay mety hazahoana Tapakilam-piaramanidina mandroso sy miverina hahazoana mandeha mamangy ireo havantsika any an-tanindrazana (Aller-retour Paris-Tana-Paris).

Toy izao ary ny fandraisana anjara :
- Tapakila Hetsika Vavolombelona = 23€ ny olon-dehibe ary 12€ ny ankizy latsaky ny 12 taona
- enveloppe surprise = 5€

Isaorana mialoha ny fandraisanao anjara am-pitiavana.
Ho aminao anie ny fiadanan'ny Tompo.
N.R.