Indram-peo - asabotsy faha 21 mai 2011

Mercredi 30 Mars 2011

Indram-peo - asabotsy faha 21 mai 2011
Indram-peo no hetsika voalohany aseho an-tsehatra, hiantsana ireo tononkalon'i Raozigasy

Izany dia hatao ny asabotsy faha 21 mai 2011, manomboka amin'ny 08.00 alina, ao Paris 75014
Ny toerana dia ao amin'ny 10 rue de la Tombe Issoire. Metro : Saint Jacques

Seho - Feo - Jiro - Zava - Kalo - Dihy - Tsako - Sotro : ireo laro sy kanto handravahana ity hetsika voalohany ity

Ny fandraisana anjara dia 15 euros ary hahazoana boky 01 - Voafetra ny toerana

Fifandraisana : raozigasy@gmail.com / 06 58 98 54 86
N.R.
N.R.