Brèves Madagascar

Madagascar: le Gouvernement de Ntsay mis en place 5 jours après sa reconduction à Mahazoarivo

Jeudi 24 Janvier 2019

Madagascar: le Gouvernement de Ntsay mis en place 5 jours après sa reconduction à Mahazoarivo
Voici la liste des 22 ministres nommés pour le nouveau gouvernement Ntsay.


1- Minisitry ny fiarovam-pirenena: Gal Rakotonirina

2- Minisitry ny raharaham-bahiny: Naina Andriantsitohaina

3- Minisitry Fitsarana: Jacques Randrianasolo

4- Minisitry ny toe-karena sy ny vola: Richard Randriamandrato

5- Minisitry ny Atitany: Tianarivelo Razafimandimby

6- Minisitry ny Filaminam-bahoaka: Contrôleur G. Fanomezantsoa Roger

7- Minisitry ny Fanajariana ny tany, toeram-ponenana sy ny asa vaventy: Hajo Andrianainarivelo

8- Minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy fampianarana ara-teknika: Marie Thérèse Volahaingo

9- Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka: Profesora Julio Rakotonirina

10- Minisitry ny Fambolena, jono sy fiompiana: Fanomezantsoa Lucien Ranarivelo

11- Minisitry ny Angovo sy Akoran'afo: Vonjy Andriamanga

12- Minisitry ny Harena an-kibon'ny tany: Fidinarivo Ravokatra

13- Minisitry ny Fitaterana, ny fizahantany sy ny famantarana ny toetr'andro: Joel Randriamadrato

14- Minisitry ny Asam-panjakana: Gisèle Ramampy

15- Minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohana ara-tsiansa: Pr Madeleine Félicité Rejo Fienena

16- Minisitry ny Indostria sy Varotra ary ny Haitao: Landisoa Rakotomalala

17- Ministry ny Tontolo iainana: Alexandre Georget

18- Minisitry ny Paositra sy fifandraisan-davitra: Christian Ramarolahy

19- Minisitry ny Mponina sy fiahiana sosialy ary ny Vehivavy: Lucien Irmah Naharimamy

20- Minisitry ny Tanora sy fanatajahan-tena: Tinoka Roberto

21- Minisitry ny Serasera sy ny kolontsaina: Lalatiana Andriatongarivo Rakotondrazafy

22- Sekreteram-panjakana miadidy ny ZP - Général de Division Ravalomanana Richard
N.R.

Infos Diaspora | Brèves Madagascar