Cette phrase résume la détermination des TAM d'aider au développement du pays, en commençant par la région dont ils sont originaires. "Commençons par ce qu'on connaît et élargissons le cercle par la suite."
Il est peut-être plus facile de fédérer pour son tany niaviana. Les actions sont visibles et mesurables, et on sait vers qui se retourner pour demander des comptes.
Le Président de TAM Antananarivo, de passage en France, a juste voulu faire passer un message à tous.
"Tsotra ny hafatra tiana ampitaina :
Andao raisina an-tànana ny fampandrosoana ny faritra misy antsika fa izay ihany ny làla-tokana. Alohan'izany andao hamafisina ny FIRAISANKINA sy ny FIFANKATIAVAN'ny samy TARANAK'ANDRIAMPARAZATO fa izay mitambatra vato ary izay misaraka fasika."
Prenons en main le développement de notre région. Mais avant tout, renforçons nos liens d'amitié et de solidarité entre descendants d'Andriamparazato. L'union fait la force, "ensemble nous serons pierre, séparés nous ne serons que du sable."
Le TAM France a contribué à la réussite de cette rencontre en faisant don de maillots de foot qui seront remis durant ce week end.
A. SABOTSY
1) Fiaingana TANA: Sabotsy 26 Marsa @ 7 Ora eo @ Statistique
a) Misy fiara iombonana misoratra anarana alohan’ny 20 Marsa miaraka amin’ny isan’ny andeha sy numéro Mme Odette 034.67320.47
2) Fahatongavana @ 11- 11h30
3) Sakafo: Karakarain’ny any an-tanàna ka hamidy mba ho fidirambolan’izy ireo
4) 2 Ora: COUPE TAM
a) FOOT: Famaranana
b) BASKET: Famaranana
c) BOULE : Famaranana
B. ALAHADY
1) Maraina: Samy mamonjy fotoam-pivavahana sy sakafo atoandro amin’izay tiany ny tsirairay
2) 2 Ora:
a) Super Coupe FOOT: Champion Coupe TAM # TAM TANA & ABE
b) Super Coupe BASKET : Champion Coupe TAM # TAM TANA & ABE
c) Super Coupe BOULE : Champion Coupe TAM # TAM TANA & ABE
C. ALATSINAINY
1) FAMARANANA VAKO-DRAZANA (Tarika 4) : Fiarovana ny Tontolo iainana
2) FAMARANANA KABARY (Olona 2)
3) FAMARANANA TONONKALO
D. FAMARANANA
a. Fanolorana ny loka rehetra
b. Hirahira ataon’ny antokom-pihira rehetra any antoerana
TONGAVA MARO NA ANY ANTANANA IANAO NA ETO TANA NA ANTSIRABE NA AIZA NA AIZA.