Vokatra Sampana Dorkasy FJKM Peniela Fitiavana iarahana amin'ny tarika Hasin'ny Ela ny asabotsy 27 aprily ao Centre Huit, Versailles

Samedi 27 Avril 2019


" Ary ny Tompo anie hanitsy ny lalana sy ny fonareo ho amin'ny FITIAVANA an'Andriamanitra sy ho amin'ny faharetan'i Kristy" 2 Tes 3:5

Fifaliana lehibe ho anay ny manasa anao hiaraka hidera ny Tompo, @ alalan'ny rindran-kiram-pitiavana ny asabotsy 27 avril manomboka @ ny 5 ora tolakandro ao @ Centre Huit Versailles ( 8 Rue de la Porte de Buc, 78000 Versailles, métro Versailles Chantier).

Iarahana amin'ny tarika Hasin'ny Ela sy ny sampana ao @ FJKM Peniela Fitiavana

Manantena ny fahatongavanareo maro, Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany.

Vidin-tapakila: 15e ny lehibe / 8e ny ankizy
Hisy ny varotra sakafo sy tsakitsaky malagasy eny an-toerana
N.R.


L'Alsacienne à Paris

L'Alsacienne à Paris
Spécialiste de l'événementiel
Distribution de boissons consignée
Location de matériel pression à bierre

Contact: 06 16 93 32 48