Accueil
Alerte Infos
Air Madagascar
Bons Plans
Soirées et événements
Recherche
Sites partenaires
Sites partenaires
Kolo Malagasy
RNS
Madagascar Football
L'Express Madagascar
Photos galeries
Communiqués
Contact
Courrier des femmes
Association
Recettes gasy
Le site de la diaspora malgache
Tags (16) : Andoharanofotsy
Andoharanofotsy : Fatin-dehilahy feno dian’antsy hita tao anaty zozoro
N.R. | 02/02/2012
|
Misy raha ao
Tamin’ny fomba feno habibiana no namonoana ity lehilahy iray teny Andoharanofotsy. Feno dian’antsy avokoa ny vatany rehetra tamin’ny nahitana azy, omaly. Tsy fantatra kosa ny antony namonoana azy.
Andoharanofotsy
,
famotorana
Andoharanofotsy : Mpivarotra mofomamy maty voahitsaky ny kamiao
N.R. | 29/11/2011
|
Misy raha ao
Ny kodiarana ankavia, eo anoloana sy aorian’ilay kamiao lavabe no nifandimby nanitsaka ity lehilahy iray omaly tokony ho tamin’ny 11 ora, teny Andoharanofotsy. Maty tsy tra-drano ity farany. Tany amin’ny roapolo metatra, izay vao tafajanona ilay kamiao izay nizotra nianatsimo.
Andoharanofotsy
,
Imerimanjaka Ambohijanaka
,
Rasoarimalala Bakoly
Fampihorohoroana : Tranga telo fakana olona an-keriny nisesy teto an-drenivohitra
N.R. | 12/11/2011
|
Misy raha ao
Tranga telo samy hafa miendrika fakàna olona an-keriny no niseho tao anatin’ny andro vitsivitsy teto an-drenivohitra.
Ambohitrakely
,
Andoharanofotsy
,
Anosy
,
Antaninarenina
Tonelina Ambohidahy : Ankizy mpiala sasatra maty voadonan’ny taksibe
N.R. | 13/09/2011
|
Misy raha ao
Loza mahatsiravina indray no nitranga teny amin’ny tonelina Ambohidahy ny sabotsy teo.
Ambohidahy
,
Ampefiloha
,
Andoharanofotsy
,
Anjanahary
,
hopitaly Joseph Ravoahangy Andrianavalona
,
Tsaralalàna
Ankorondrano : Telo lahy maty rotidrotika ny balan’ny polisy
N.R. | 10/09/2011
|
Misy raha ao
Nirefodrefotra ny basy. Antoandro be tokony ho tamin’ny 11 ora latsaka no raikitra ny fifampitifirana teo amin’ny jiolahy sy ny polisin’ny Gir teny amin’ny manamorona ny "tanimenabe" etsy Ankorondrano Tsaramasay, amin’iny lalàm-baovao iny.
Andoharanofotsy
,
Ankorondrano
,
Beloha
,
Espace Saholy
,
Foulpointe
,
Groupe d’intervention rapide
,
Henri fraise
,
Noelison Vincent de Paule
,
polisim-pirenena
,
Tsaramasy
Antananarivo : Fiaran’ny zotra 172 nivadika teny Soanierana
N.R. | 22/08/2011
|
Misy raha ao
Mitohy ny tsy fitandremana sy tsy fanarahan-dalàna ataon’ny mpanao fitaterana iombonana eto an-drenivohitra.
67ha
,
Andoharanofotsy
,
CUA
,
fiara mpitatitra zotra 172
,
HJRA
,
Kaominina Antananarivo renivohitra
,
mpamily
,
mpandeha 6
,
mpitatitra
,
Nanatri-maso
,
Rabearisoa Alexandre
,
Soanierana
Iavoloha : Taksibe notoforin’ny mpiambina ny Filoha
N.R. | 03/08/2011
|
Misy raha ao
Voatery nitifitra intelo ny mpiambina ny lalana arahin’ny Filohan’ny Fahefana avon’ny tetezamita omaly maraina teny Fiadanamanga, teo amin’ny toerana fijanonan’ny taksibe mankany Ambatofotsy, amin’iny lalam-pirenena faha-7 iny.
Ambatofotsy
,
Andoharanofotsy
,
Andry Rajoelina
,
fanadihadiana
,
Fiadanamanga
,
Mialy
Baolina kitra-Alfa : Samy hiady ny tsy hilatsaka ny ASSM, Cospn ary Vesta
N.R. | 29/07/2011
|
Misy raha ao
Manakaiky ny tsotsorimamba hisarahana ny lalao hotontosaina anio eny amin’ny kianjan’Alarobia sy Mahamasina.
Alarobia
,
Analamanga
,
Andoharanofotsy
,
fifaninanana
,
La Pimprenelle
,
Madagasikara
,
Mahamasina
,
Manjakaray
Rugby - FMR/DHL : Saika nanao pao-droa ny Ecole Privée Nirina
N.R. | 17/06/2011
|
Misy raha ao
Norombahin’ny ekipan’ny Ecole Privée Nirina, avy etsy Ivandry, nisolo tena an’I Frantsa ny amboara eran-tany teo amin’ny rugby…
Andoharanofotsy
,
Andohatapenaka
,
Antananarivo
,
Antanimena
,
Ecole Privée Nirina
,
Eric Sefo
,
Italie
,
Ivandry
,
Nouvelle Zélande
Andoharanofotsy : Vehivavy gasy 4 nokaramaina halaina sary mamoafady
N.R. | 02/06/2011
|
Misy raha ao
Manodidina ny Ar 200 000 ka hatramin’ny Ar 300 000, isanisany no nanakaramana ireo vehivavy am-polony, alaina sary mivantana manao fihetsika mamoafady…
Andoharanofotsy
,
Fampanoavana
,
fitsarana
,
malagasy
,
mamoafady
,
vahiny
Transports publics dans la Capitale : l’Unité Mixte de Contrôle sur le terrain
N.R. | 30/05/2011
|
Alerte Infos
La réglementation des transports publics dans la Capitale connaît un regain de rigueur depuis la grève de certains taxibe d’Andoharanofotsy la semaine dernière.
Alexandre Rabearisoa
,
Andoharanofotsy
,
Antananarivo
,
Capitale
,
Rabarison René
,
UMC
Infos 13h : En bref...
N.R. | 25/05/2011
|
Interviews
• Le Congrès adopte la Loi sur la réhabilitation du Bas Mangoky • Reprise progressive des cours à la Faculté DEGS d’Ankatso • La CENI n’a pas à donner de date d’élections • Le SEIMAMPAFI va réunir tous les transporteurs le 8 juin à Antananarivo • Inauguration du...
Addis Abeba
,
Analamanga
,
Andoharanofotsy
,
Andriambololona Barisoa Claude
,
Andry Rajoelina
,
Ankatso
,
Antananarivo
,
Armand Rasoamiaramanana
,
Atsimo Andrefana
,
BAD
,
Banque Africaine de Développem
,
Bas Mangoky
,
Bevoay
,
Bronco Nantenaina
,
CENI
,
Congrès
,
FAD
,
Hery Rakotomanana
,
HPM
,
Ismaël
,
Jean Eric Rakotoarisoa
,
Madagascar
,
Maputo
,
MDM
,
Morombe
,
Niry Rabemanolotsoa
,
Olivier Ramahadison
,
Paul Rabary
,
Rakotomalala Marcel
,
Randriambololona Mananjara
,
SECES
,
SEIMAMPAFI
,
stade Malacam
Infos 13h : En bref...
N.R. | 24/05/2011
|
Interviews
• Programme du Congrès de la Transition présenté hier • La grève des transporteurs d’Andoharanofotsy a pris fin • Paul Rabary est sceptique sur la décision de la SADC • Les textes sur la décentralisation en voie de compilation • La mouvance Marc Ravalomanana prête pour...
Ampasandratsarahoby
,
Andoharanofotsy
,
Antananarivo
,
Commune Urbaine
,
Congrès de la Transition
,
Faravohitra
,
malgache
,
Marc Ravalomanana
,
MATD
,
Olivier Ramahadison
,
Paul Rabary
,
Raharinaivo Andrianantoandro
,
Randriapilamanana Rostand
,
SADC
,
temple FLM Ambatovinaky
,
UCTS
Baolina kitra : Nilatsaka ho laharana faharoa ny Japan Actuel’s
N.R. | 23/05/2011
|
Misy raha ao
Nosongonan’ny Ajesaia teo amin’ny elanelan’ny baolina nampidirina sy niditra (Goal Avérage) ny Japan Actuel’s...
Analamanga
,
Andoharanofotsy
,
Ashok Nunkomar
,
Jasmina Ravelonarivo
,
Mahamasina
,
Manjakaray
,
Mika Andriamasy
,
Patrick Randriambololona
,
Santatra
Sécurité : 11 bandits arrêtés dont deux militaires et un policier
N.R. | 06/04/2011
|
Alerte Infos
La Gendarmerie nationale a réalisé un joli coup de filet voici une semaine : elle a en effet arrêté 11 parmi les bandits responsables de plusieurs attaques à main armée dans le Sud de la Capitale.
Alasora
,
Ambavahaditokana
,
Ampitatafika
,
Andoharanofotsy
,
Atsimondrano
,
Capitaine Ravelomanana Tahina
,
Itaosy
,
Marobiby
,
Solo Kaka
,
Vontovorona
Fitateram-bahoaka : Taksibe nifanenjika, potika ny lohan’ilay mpamily
G. Ravelomanantsoa | 21/12/2010
|
Misy raha ao
67 ha
,
Andoharanofotsy
,
maty
,
naratra
,
taksibe
©Madaplus - Tous droits réservés
Madaplus.info vous informe que conformément à la loi "informatique et libertés" du 6 janvier 1978 modifiée en 2004, vous bénéficiez d'un droit d'accès et de rectification aux informations qui vous concernent
Rubriques :
Alerte Infos
Insolites et le-saviez-vous ?
Interviews
Communiqués
Photos galeries
Bons plans
Questions-Réponses
Vaovaom-piangonana
Recettes malgaches
Tout sur Air Madagascar
Contact
Chronique
Misy raha ao
Voyages, Tourisme à Madagascar
Mada en 1 clin d'oeil
Lu sur le Net
Codes promos
Mada infos régions
Soirées
Tv Gasy
Web radio
Vos agendas soirées et événements ici !
Courrier des femmes
PPN
A la une
APFMada : Association "Agir pour les femmes à Madagascar"
Journal Télévisé RTA - Madaplus
Associations
Sponsors et partenaires du Big Mada White - Nuit Blanche 2016
Retrouvez : infos et Communiqués Air Madagascar